|
|
|
|

Entrée (1/2)1 ankaratsiana
Radical  2ratsy
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1#89]
Exemples  5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124]
Antonymes  6ankasoavana
Tous les mots composés  7ankasoavana sy ankaratsiana

Entrée (2/2)8 an-karatsiana
Partie du discours  9 adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  10 Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1#89]
Explications en anglais  11 in evil days [1.7]
Explications en français  12 dans l'épreuve [1.3#613]
13 dans le malheur [1.8]
Exemples  14 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23]
Antonymes  15an-kasoavana
Tous les mots composés  16manary ankaratsiana
Proverbes  17 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 an-karatsiana, ankaratsiana

Mis à jour le 2025/11/03