| Entrée (1/2) | 1 ankasoavana | 
| Radical | 2soa | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 
4 Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana [1.1#89] | 
| Exemples | 
5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299#124] 
 | 
| Antonymes | 6ankaratsiana | 
| Tous les mots composés | 7ankasoavana sy ankaratsiana | 
| Entrée (2/2) | 8 an-kasoavana | 
| Partie du discours | 9 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 
10 Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy [1.1#89] | 
| Explications en anglais | 
11 in good times, in times of prosperity [1.7] | 
| Explications en français | 
12 dans la prospérité [1.3#613, 1.8] | 
| Exemples | 
13 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588#23] 
 | 
| Antonymes | 14an-karatsiana | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 16 ankasoavana, an-kasoavana | 
| Mis à jour le 2025/11/02 | 
 |