|
|
|
|

Entrée1  anakova
Mots élémentaires  2 anaka, 3 hova
Partie du discours  4  nom
Explications en anglais  5 Petty princes [Provincial] [1.2]
Exemples  6  Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika. [2.508#]
7  Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka. [1.353#]

Anagrammes  anakova, 8 vakoana, 9 voanaka

Mis à jour le 2025/10/11