Entrée anaty (aty)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina [Rajemisa 1985]
Traduction française   interne [Hallanger 1974]
Traduction française   intrinsèque, intérieur [SLP: Voambolana]
Traduction française   interne: Aretina anaty (Maladie interne) [Abinal 1888]
   interne: Akanjo anaty (Sous-vêt [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]

Entrée anaty (any, aty)
Partie du discours   préposition [liste]
Définition malgache   Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   inside [Hallanger 1973]
Traduction française   dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) [Abinal 1888]
   dans, au-dedans, parmi [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire  
Morphologie  
anaty
anatiko
anatinao
anatiny
anatintsika
anatinay
anatinareo
anatin'
anatin-
anatim-
tanaty
tanatiko
tanatinao
tanatiny
tanatintsika
tanatinay
tanatinareo
tanatin'
tanatin-
tanatim-
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot anaty (1): Alakamisy-Anativato

Entrée anaty (any, aty)
Partie du discours   adverbe [liste]
Traduction anglaise   inside [Hallanger 1973]
Traduction française   intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) [Abinal 1888]
   intérieurement [Hallanger 1974]
   intérieurement: Mihomehy anaty [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]

Mis à jour le 2016/04/08