Entrée anaty rova (any, aty, rova)
Partie du discours expression
Définition malgache ny faritra ao anatin' ny rovan' ny mpanjaka na ny solony tany ivelan' Antananarivo, toy ny komandy, governora, izay nanaovana rova hitoerany [Rajemisa 1985]

2011/10/13