Entrée |
andao
(leha)
|
Partie du discours | impératif du verbe passif
|
Définition malgache | Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa! ¶ Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. [Richardson 1885]
|
Traduction française | partons, allons [Abinal 1888]
|
Autres orthographes |
Citations |
|