Proverbes : andao

Proverbe4627 Mpanihika ka manadino tandroho ; mpianala ka manadino famaky; mpitifitra ka manadino bala. [Houlder 1895 #1724]
Mpanihika manadino tandroho , mpianala manadino famaky , mpitifitra manadino basy : andao hiverina fa rahampitso manaraina . [Rinara 1974 #2594]
Traduction française Être pêcheur (au panier) et oublier son panier; être bûcheron et oublier sa hache; être tireur et oublier ses balles. [Houlder 1895]

Index