Entrée ndao
Partie du discours   impératif du verbe passif [liste]
Définition malgache   Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona h [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a contraction or corruption of the word andeha, let us go. [Richardson 1885]
Exemples  
1Ndao àry ianao hiaraka aminay. [Andraina: Mitaraina, page 207]
2- Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka. [Andriamalala: Ranomasina, page 62]
Autres orthographes  
Analogie   ndeha

Mis à jour le 2013/05/31