Entrée andihizana (dihy)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Exemples 
1Azo andihizana avokoa izy rehetra. [2.245]
2Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, fa itomaniana ao am-parany. [2.69]
Morphologie 
Présent : andihizana, andihizako, andihizanao, andihizany, andihizantsika, andihizanay, andihizanareo, andihizan', andihizan-, andihizam-, andihiza-
Passé : nandihizana, nandihizako, nandihizanao, nandihizany, nandihizantsika, nandihizanay, nandihizanareo, nandihizan', nandihizan-, nandihizam-, nandihiza-
Futur : handihizana, handihizako, handihizanao, handihizany, handihizantsika, handihizanay, handihizanareo, handihizan', handihizan-, handihizam-, handihiza-
Impératif : andihizo
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/21