|
|
|
|

Entrée1  andinihana
Partie du discours  2  verbe relatif
Radical  3  dinika
Exemples  4  [2.470#] Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany.
5  [2.606#] Ao anatin'izany fiovana tsy miato eo amin'ny tontolo ankapobeny izany no tsy maintsy andinihana ny fanabeazana, ka anarahana ny fivoarany manaraka ny fandrosoan' ny fotoana sy ny fiarahamonina.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/10