Proverbes : andramana

Proverbe840 Aza atao mangidy tsy andramana . [Rinara 1974 #410]
Aza atao mangidy tsy andramana toy ny hentona. [Veyrières 1913 #6211, Cousins 1871 #359, Rajemisa 1985]
Nahoana no atao mangidy tsy andramana ? [Rinara 1974 #2665]
Interprétation malgache Mazàna no rakotra molaly ny hentona, ary ny molaly malaza ho mangidy, ka raha vao mijery ny hentona fotsiny dia milaza azy hoe mangidy ny olona na dia tsy nanandrana akory aza. [Rajemisa 1985]
Traduction française Ne dites pas que c' est amer sans l' avoir goûté, comme ce qui est cher. [Veyrières 1913 #6211]
Interprétation française Il ne faut pas se décourager avant de s' être rendu compte. [Veyrières 1913 #6211]

Index