Entrée | andrefa | |
Partie du discours | conjonction | |
Définition malgache | [Betsimisaraka, Tambahoaka, Tanala] nefa, kanefa [Rakotosaona 1972] | |
jereo anefa [Rajemisa 1985] | ||
Définition anglaise | nevertheless, though. Same as anefa, but not at the beginning of a sentence. [Richardson 1885] | |
Entrée | andrefa | |
Partie du discours | adverbe | |
Définition malgache | [Tanala] nefa: Andriankoaby valakin'ny mitoloña andrefa Rainakoala valakin'ny milefa (Andriankoaby miady mafy nefa Rainimakaola mitsoaka mandositra) [Rakotosaona 1972] | |
2009/10/15 |
![]() |