|
|
|
|

Entrée (1/2)1  androbe
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 karazana aretina izay torantorana foana [Betsimisaraka] [1.78]
4 Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka [1.1]
Explications en anglais  5 [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day. [1.2]
6 epilepsy [1.7]
Explications en français  7 épilepsie [1.8, 1.54]
Vocabulaire  8  Santé
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)10  androbe
Partie du discours  11  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  12 antoandro [Betsimisaraka] [1.78]

Mis à jour le 2025/11/02