Entrée |
androngo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a species of lizard. [Richardson 1885]
|
| a lizard [Hallanger 1973]
|
Traduction française | lézard gris [Rajemisa: Vakoka]
|
| lézard [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
antsiantsy ~
matahotrandro ~
sitry |
Exemples | ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [Dahle: Angano, page 229]
|
Citations |
Illustrations |
|
|