|
|
|
|

Entrée1  angady be lela
Mots élémentaires  2  angady, 3  be lela
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  angady lehibe ny lelany
fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1]
Tous les mots composés 
Autres orthographes  7  fangadybelela

Mis à jour le 2025/09/12