| Entrée (1/2) | 1 angamenavava | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 
3 Anaran-kafa ilazana ny rameva [1.1] | 
| Explications en anglais | 
4 a camel [1.2] | 
| Explications en français | 
5 dromadaire [1.54] | 
| Exemples | 
6 Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao;
[2.996#] 
 | 
| Vocabulaire | 7 Zoologie: mammifères | 
| Analogues | 8 angamia, 9 rameva | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 11 angamenavava | 
| Partie du discours | 12 nom | 
| Explications en malgache | 
13 Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny: -- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana; -- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly) [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
14 the fire-fly [1.2] 15 a firefly [1.7]  | 
| Explications en français | 
16 ver luisant [1.8] 17 luciole [3.1]  | 
| Exemples | 
18 angamenavava hariva, ka samy mitsilotsilo izay halehany
[2.345#] 
 19 Efa fantatsika fa ny biby atao hoe angamenavava dia misy hazavana saiky tahaka ny afo aza, raha mandeha alina izy [1.357#]  | 
| Vocabulaire | 20 Zoologie: invertébrés | 
| Analogues | 21 tainkankana | 
| Tous les mots composés | 22samy mitsilo ny alehany toa angamenavava | 
| Mis à jour le 2025/11/02 | 
 |