|
|
|
|

Entrée1  angidina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1]
Explications en anglais  4 a species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2]
5 a dragonfly [1.7]
Explications en français  6 libellule [1.8]
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
Analogues  8  ondrindrano
Tous les mots composés  9  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 adingina, angidina

Mis à jour le 2025/11/09