Entrée ondrindrano (ondry, rano)
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Analogues  angidina
Exemples tsy patsa tsy ondrindrano
ngosoany manetsihetsy
[Fox: Hainteny, numéro 406]
Citations 

2015/12/27