Entrée anindrana
Mots élémentaires any ; indrana
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Jereo indrana [1.1]
Explications en anglais In the coastal regions [1.7]
Explications en français Dans les régions côtières [1.8]
Exemples 
1Tamin' ny 1818, dia tonga tany Anindrana Atsinanana Sylvain Roux. [2.113]
2Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao. [2.285]
3Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany. [2.298]

Entrée añindraña
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Betsimisaraka] An-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana [1.78]
  [Bezanozano] [ añindrana ] anila, ankila [1.78]

Mis à jour le 2023/02/21