|
|
|
|

Entrée1  anjerimanontolo
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  jery, manontolo
Explications en malgache  4  [1.1] Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite
Explications en anglais  5  [3.1] university
Explications en français  6  [1.66] université
Exemples  7  [4.27] Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo.
8  [2.503] Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina.
Vocabulaire  9  Education
Synonymes  10  oniversite

Mis à jour le 2025/08/02