Entrée ankabiazany (be)
Partie du discours nom
Définition malgache jereo ankabeazany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See maro, be, ankamaroany [Richardson 1885]
Définition française la plupart, la majorité [Abinal 1888]
Morphologie 
ankabiazany
ankabiazan'
ankabiazan-
ankabiazan-
Autres orthographes 
Analogues  ankamaroany ~ be ~ maro
Exemples 
1ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana [Randzavola: Baiboly, page 34]
2koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana [Callet: Tantara, page 697]

2015/03/18