|
|
|
|

Entrée1  ankaromiafina
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Mots élémentaires  3  harona, miafina
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany
Explications en anglais  5  [1.2#235] in concealment
Explications en français  6  [1.3#50] [an-karomiafina] dans la corbeille dérobée à la vue
[an-karomiafina] Figuré: en secret

Anagrammes  7  ankaromiafina, mifanakoriana

Mis à jour le 2025/08/02