|
|
|
|

Entrée1  ankaso
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso.
4 Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso.
5 Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany. [1.1]
Explications en anglais  6 taking by force; malicious damage. [1.7]
Explications en français  7 du mal fait à quelqu'un. [1.8]
Exemples  8  Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]
Synonymes  9 ankasomparana, filambanony, hasomparana, hetraketraka, sotasota
Analogues  10  filambanony, 11  hasomparana, 12  hetraketraka, 13  sotasota
Tous les mots composés  14 manao ankaso

Anagrammes  15 ankaso, 16 kanosa, 17 Kosana, 18 sakano, 19 sokana, 20 sonaka

Mis à jour le 2025/11/09