Entrée ankosotra (hosotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin' ny fijerena: Ankoso-bolamena [1.1]
Explications en anglais Gilded, overlaid with
Using deceit, putting on a false appearance, overreaching. [1.2]
 A plating or coating
Deceit [1.7]
Explications en français Enduit
Figuré: apparence trompeuse [1.3, 1.8]
 (adverbe pris substantivement) couche, fard, teinte
Figuré: apparence fausse [1.3]
 Couche extérieure [1.8]
Exemples 
1Ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [2.5]
2Raha ampakarina na misy lanonam-be no nitondran' ny tovovavy firavaka fanao amin' ny volo, dia ny drakadraka izany (haingo na ravaka atsatotsatoka amin' ny fehiloha na amin' ny volo) sy ny kole (volo tadina, ka misy volamena na varahina ankosotra ny lohany roa. [2.436]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/18