| Entrée | 1 an-tany hadiako an-danitra toharako |
| Partie du discours | 2 locution |
| Mots élémentaires | 3 tany, adia, lanitra, torahana |
| Explications en malgache |
4 [1.1] fanambarana fa tsy maintsy hataony izay hahazoana ilay nofofoiny na aiza handosirany na aiza hiereny |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|