|
|
|
|

Entrée 1  antenimiera
Mots élémentaires  2 teny, 3 miera
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha [1.1]
6 andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [1.13]
Explications en français  7 assemblée [1.13, 1.5]
Synonymes  8 komity
Analogues  9  komity
Combinaisons  10  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot antenimiera

Mis à jour le 2026/04/22