|
|
|
|

Entrée1 antoandrotoandro
Radical  2antoandro
Partie du discours  3 nom
Exemples  4 Nanjary sakaizam-pandriana Ramatoa: antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470#99]
5 Vao manokatra ny forum le mpatory antandro ity dia vavaka no ataony, vao manomboka antoandrotoandro ny andro ompa variraka no antaony [4.12]
Autres orthographes  6antoantoandro

Mis à jour le 2025/07/29