Entrée | 1 antontany |
Radical | 2 tonta |
Partie du discours | 3 nom ou adverbe |
Explications en malgache |
4 Zavatra mifanongoa: Antontam-bato ~ Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina [1.1] |
Exemples |
5 Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita.
[2.996#]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |