Entrée antsoantso (antso)
Partie du discours nom
Définition malgache fitenenana mafy, fivazavazana [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Izao anefa: tsy misy antsoantso izany. [Andraina: Mitaraina, page 212]
2tsy mba renareo angaha izany antsoantso? [Rajohanesa: Kintana]
3Nony nisasaka ny alina, velona ny antsoantso hoe : "Vonjeo! [Rabary: Daty, page 1023]
Dérivations 

2018/11/07