Entrée miantsoantso (antsoantso (antso))
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miteny mafy, milelalela
Mitovy hevitra: manao antso valala ~ manao lela miakatra ~ mijajaka ~ mikiakiaka [Rajemisa 1985]
Exemples   ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay. [Andraina: Mitaraina, page 212]
Morphologie  
miantsoantso
niantsoantso
hiantsoantso

Mis à jour le 2013/04/17