|
|
|
|

Entrée1  antsojay
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  tsojay
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.10] [M. Richardson manao ny fototeny nihaviany ho soja; M. Malzac kosa mihevitra izany ho tsojay; M. Callet indray manao izany ho tsoja; ny hevitry ny teny anefa dia iraisany ihany] amin' ny fikendrena hanararaotra faingana ny fotoana sy ny toe-javatra mety indrindra hamelezana na hanaovana; antsontsany
6  [1.1] [an-tsojay] amin-kalozana mihoa-pampana
7  [1.1] Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana
8  [1.65] Fanararaotana ny fahadisoana kely ataon' ny hafa, iniana, na tsia, mba hanararaotana sy hamelezana azy: Tsy mba manao antsojay akory ny mpanabe, fa ny hanasoa mandrakariva ny ankizy no tokony hokendreny
Explications en français  9  [1.3] avec une sévérité outrée
Exemples  10  [4.12] Tsy izany ihany, fa anaovana antsojay ny fananan'ny Fiangonana tamin'ny fakàna an-keriny ny fitaovan'ny FJKM teny Alarobia
11  [4.39] Tsy mba nomena ny toerana tokony hisy azy ny Indostria Malagasy fa toa an-jorombala lava, ampian’ny fingampingana samihafa sy ny antsojay eny rehetra eny.
12  [4.7] Mitady hiseho lany ao amin'ny tsenan'i Soamanatombo ny antsonjay atao amin' ny mpivarotra
Autres orthographes  13  antsonjay, antsojay
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot antsojay

Anagrammes  15  Anjoatsy, antsojay, isan-jato

Mis à jour le 2025/08/10