Entrée aoriandriana (aoriana)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition française [duplicatif diminutif] à une petite distance en arrière) [Abinal 1888]
Exemples 
1Taty aoriandriana dia lasa voly fanondrana izy. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Tato aoriandriana indray, dia ny Hova lahy indray no anononan'ny olona azy; [Cohen-Bessy: Rakotovao]
3Raha karipela mikambana izy, dia tsy mikambana amy ny voalohany, fa ato aoriandriana. [Baron: Botany]

2020/03/16