Entrée apitrapitra (pitrapitra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache (Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo: Ny masony foana no napitrapitrany [1.1]
Explications en français à faire regarder tristement [1.3]
Exemples 
1kosa ny maso no apitrapitra
ny nify no sokitsokirina
ary ny tany no tsotsofina
[2.131]
2Aza apitrapitra amin'alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo [2.996]
Morphologie 
Présent : apitrapitra, apitrapitrako, apitrapitranao, apitrapitrany, apitrapitrantsika, apitrapitranay, apitrapitranareo, apitrapitran'
Passé : napitrapitra, napitrapitrako, napitrapitranao, napitrapitrany, napitrapitrantsika, napitrapitranay, napitrapitranareo, napitrapitran'
Futur : hapitrapitra, hapitrapitrako, hapitrapitranao, hapitrapitrany, hapitrapitrantsika, hapitrapitranay, hapitrapitranareo, hapitrapitran'
Impératif : apitrapitrao

Mis à jour le 2023/01/20