Entrée | 1 arahaba nieran' ny loza amin' antambo |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 arahaba, miera, loza amin' antambo |
Explications en malgache |
4 [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara |
Vocabulaire |
5 Etiquette |
Synonymes | 6 arahaba tsy maty fo aman' aina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |