Entrée araka afo (araka, afo)
Partie du discours expression
Définition malgache haingana dia haingana, miaraka amin' ny vava, miaraka amin' izay: Ataovy araka afo ny fitakiana ny trosanao fa tsy ho azonao intsony iny raha angatahanao andro [Rajemisa 1985]

2009/11/07