Entrée |
arakaraka
(rakaraka)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to be dishevelled, to be loosened. [Richardson 1885]
|
Morphologie |
arakaraka
arakarako
arakarakao
arakarany
arakaratsika
arakarakay
arakarakareo
arakarak'
arakara-
| |
narakaraka
narakarako
narakarakao
narakarany
narakaratsika
narakarakay
narakarakareo
narakarak'
narakara-
| |
harakaraka
harakarako
harakarakao
harakarany
harakaratsika
harakarakay
harakarakareo
harakarak'
harakara-
| |
arakarakao | |
|
|
Entrée |
arakaraka
(araka)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | reduplication of araka. A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good) [Richardson 1885]
|
Morphologie |
arakaraka
arakarako
arakarakao
arakarany
arakaratsika
arakarakay
arakarakareo
arakarak'
arakara-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
arakaraka
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Betsimisaraka]
rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano [Rakotosaona 1975]
|
|