|
|
|
|

Entrée1  arakara-tarehy voa-javatra
Mots élémentaires  2 arakaraka, 3 tarehy, 4 voatra, 5 zavatra
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 matetika ny endrika aman-tarehin' ny zavatra etỳ ivelany mifanentana amin' ny nanamboarana azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12