Entrée ara-keviny (araka, hevitra, -ny)
Partie du discours   expression
Définition malgache   ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita
¶ tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [hevitra, thought.] Proportion, in Arithmetic.. [Vocabulaire: Mathématiques: arithmétique] [Richardson 1885]
Citations  

Mis à jour le 2010/09/11