Entrée atakalo (takalo)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny
¶ Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be given in exchange [Hallanger 1973]
Définition française qu'on donne en échange [Hallanger 1974]
Morphologie 
atakalo
atakaloko
atakalonao
atakalony
atakalontsika
atakalonay
atakalonareo
atakalon'
atakalon-
atakalom-
natakalo
natakaloko
natakalonao
natakalony
natakalontsika
natakalonay
natakalonareo
natakalon'
natakalon-
natakalom-
hatakalo
hatakaloko
hatakalonao
hatakalony
hatakalontsika
hatakalonay
hatakalonareo
hatakalon'
hatakalon-
hatakalom-
atakalozy
Citations 

2010/05/14