|
|
|
|

Entrée1 ataotao
Radical  2tao
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en français  4 qu'on fait par manière d'acquit [1.3]
Exemples  5 Tsy ataotao foana ny fambolen-kazo [2.117#21]
6 Tsy mba nataotao foana ireny, fa nasiany torohevitra [1.318]
7 fa raha tsy anombohan-tsikidy, dia ataotao foana symosalahy [2.48]
8 ataotaony foana ny fitsaboana ny ferin' ny zanakavavin' ny vahoakako [2.996#30.6.14]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02