| Entrée | 1 ati-trano |
| Mots élémentaires | 2 aty, 3 trano |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany
[1.10] |
| Explications en anglais |
6 [atitrano] the inside of a house
[1.7] |
| Explications en français |
7 [atitrano] l'intérieur d'une maison
[1.8] |
| Exemples |
8 Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy.
[2.332#]
9 Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470#] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|