|
|
|
|

Entrée 1  atmosfera
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Rivotra sy gazy manodidina ny tany [1.1]
4 faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana [1.13]
Explications en français  5 atmosphère [1.13]
Exemples  6  Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [2.499#72]
7  ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [1.38#33]
Analogues  8  aera, 9  rivotra
Combinaisons  10  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot atmosfera

Mis à jour le 2026/04/22