Entrée aera
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [Rajemisa 1985]
Traduction française   air [SLP: Voambolana]
Exemples   Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [Rajohanesa: Kintana]
Vocabulaire  
Analogie   atmosfera ~ rivotra

Entrée Aera
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   Aera, Ara: [Baiboly]
Traduction anglaise   Arah [Baiboly]
Traduction française   Arah [Baiboly]
Vocabulaire  
Autres orthographes  

Mis à jour le 2015/01/19