|
|
|
|

Entrée1  atokana
Radical  2 tokana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Atao amin' ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin' ny hafa: Atokana ny marary hoditra hatraiza hatraiza
5 Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon' ny karamako isambolana [1.1]
Explications en anglais  6 to be set apart; to be consecrated [1.7]
Explications en français  7 qu'on met à part; qui est consacré;
8 qu'on met de côté, qu'on réserve, qu'on consacre [1.8]
Exemples  9  Ny ankamaroan' ny fotoam-pivoriana natokana ho an' ny tetibola dia tsy maintsy atokana ho an' ny lalàna itantanana ny volam-panjakana. [4.27]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 akantao, 15 akatona, 16 akotana, 17 antaoka, 18 atakona, atokana, 19 atonaka, atonàka

Mis à jour le 2025/11/21