Entrée atsimo andrefana (atsimo, andrefana)
Partie du discours   expression
Définition malgache   sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [Rajemisa 1985]
Exemples   Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' nv vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [Randzavola: Baiboly, page 569]
Vocabulaire  

Entrée Atsimo Andrefana
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Définition malgache   faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
Vocabulaire  
Tableaux et planches   Les vingt-deux régions
Illustrations  

Mis à jour le 2015/01/03