Entrée sava
Partie du discours nom
Définition malgache Fikarohana sy fitadiavana zavatra fatratra
¶ Fanesorana izay manakontakona na manembantsembana. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the act of clearing away, removing, or examining [Hallanger 1973]
Définition française action d'éclaircir, d'examiner; action d'ôter [Hallanger 1974]
Exemples Sava ny daholo ve ny efitra rehetra ato an-trano rehefa tonga izy? [Andraina: Mitaraina, page 231]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée SAVA
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste]
Définition malgache faritra anatin' ny faritanin' i Antsiranana [3.1]
Définition française Sambava Antalaha Vohémar Andapa [3.1]
Exemples Ny fanangonana sy ny fanondranana andramena dia niteraka karazana mpandraharaha mpanao kolikoly rain-dahiny tany amin’ny faritr’i SAVA, tsy nisy na inona na inona mampihemotra azy rehefa tsy maintsy hanatitra ny bolongan-kazo voatahiriny any amin’ny mpividy azy maty eritreritra koa izy. [SeFaFi ]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les vingt-deux régions
Analogie  acronymes
Illustrations 

2015/01/03