Entrée avo ranjanana (avo, ranjana)
Partie du discours   expression
Allégation   Mot ou expression vu dans: lava
Exemples   Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, page 200]
ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [Baiboly: 4:013:032/Fanisana 13:32..]

Mis à jour le 2013/10/28