Entrée azo itarafana
Mots élémentaires azo ; itarafana
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: madio
Exemples Mety hahatsangana hafa koa angamba izy, raha tahin' Andriamanitra ka tsy ho efitra milafi-tsihy intsony no hodiavin' ny tongony fa gorodona malama sy mangirana azo itarafana. [2.470]

Mis à jour le 2023/12/01