Entrée azo loka (azo, loka)
Partie du discours   expression
Définition malgache   voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana [Rajemisa 1985]
Synonymes   maty loka ~ resy loka

Mis à jour le 2011/02/18