Entrée balaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] volombava [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] ivy mivoaka eo amin'ny vava raha vao terena ny tenda; volombava [Rakotosaona 1972]

Entrée Balaka
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   Balaka [Baiboly]
Définition anglaise   Balak [Baiboly]
Définition française   Balaq [Baiboly]
Exemples   Tsy nety kivy Balaka, fa naniraka andriandahy nalaza kokoa noho ireo indray. [Randzavola: Baiboly, page 34]
Vocabulaire  
Citations  
Articles  

2017/06/29